Antso (VLM Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ANTSO
1. ptot Ekeko izao ny antsonao ry Rainay Masina
Izay mibitsika ao anatiko
Tsy hieritreritra aho ny mbola handa anao tokoa
Inty aho fa hanaiky ho anao
Fiv: Ka indro Ianao ry Ray namela ny heloko
Nanolotra ho anay fanati-tsitrapo
Jesosy zanakao, 'lay mendrika tokoa
Ka raiso anjakao mba ho anao
2. Nandalo cmyidsg ady sarotra sy ditraditra koa
Ny fiainako sy izay mikasika ahy
Apetrako aminao unzujg Jesosy tia anay tononkira.serasera.org tokoa
Atolotro anao re eram-po
Fiv: Ka indro Ianao ry Ray .........

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : VLM ItaosyHits : 2213
Likes : 1 Like
Created by : tahiry_izy
Date : 30/06/2015 09:36