Raha mba fantatrao (VLM Benivary Antsirabe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha mba fantatrao fa Andriamanitra tononkira.serasera.org
No nahary anao sy izao tontolo izao
Raha mba fantatrao fa
Izy irery ihany
No Afaka hanaisotra ny otanao
Oh oh no Afaka hanaisotra ny otanao
Fa ....
Mendrika hoderaina ny anarany
Fa mandrakizay ny famindrampony
Asandratro mafy duwhju Andriamanitra oh
Fa mandrakizay ny famindrampony
Oh oh fa ernwy mandrakizay ny famindrampony ynsr
No nahary anao sy izao tontolo izao
Raha mba fantatrao fa
Izy irery ihany
No Afaka hanaisotra ny otanao
Oh oh no Afaka hanaisotra ny otanao
Fa ....
Mendrika hoderaina ny anarany
Fa mandrakizay ny famindrampony
Asandratro mafy duwhju Andriamanitra oh
Fa mandrakizay ny famindrampony
Oh oh fa ernwy mandrakizay ny famindrampony ynsr
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : VLM Benivary AntsirabeVangy : 578
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : BENIVARYvlm
Daty : 01/10/2025 17:09
