Raha mba fantatrao (VLM Benivary Antsirabe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha tononkira.serasera.org mba fantatrao fa Andriamanitra
No nahary anao sy izao vipsqhd tontolo izao
Raha mba fantatrao fa
Izy irery ihany
No Afaka hanaisotra ny otanao
Oh oh no Afaka fstwujh hanaisotra ny zbjmto otanao
Fa ....
Mendrika hoderaina ny anarany
Fa mandrakizay ny famindrampony
Asandratro mafy Andriamanitra oh
Fa mandrakizay ny famindrampony
Oh oh fa mandrakizay ny famindrampony
No nahary anao sy izao vipsqhd tontolo izao
Raha mba fantatrao fa
Izy irery ihany
No Afaka hanaisotra ny otanao
Oh oh no Afaka fstwujh hanaisotra ny zbjmto otanao
Fa ....
Mendrika hoderaina ny anarany
Fa mandrakizay ny famindrampony
Asandratro mafy Andriamanitra oh
Fa mandrakizay ny famindrampony
Oh oh fa mandrakizay ny famindrampony
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : VLM Benivary AntsirabeVisites : 577
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : BENIVARYvlm
Date : 01/10/2025 17:09
