Mino aho (VLM Benivary Antsirabe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mihamafy tononkira.serasera.org Tompo oh ny fiainanay
Iza moa no hitarainanay
Faharatsiana Hita etsy sy eroa
Lavitra ANAO izahay ry Tompo soa
Mino aho
Fa Ianao tsy ykvoamxt handao
Na hanalavitra ahy Tompo oh
Fa zanakao sy ohqqmod asan'ny tananao
Ka matoky ANAO zahay ry Ray
Ref
Mino aho Ray oh
Fa IANAO tsy hamela ahy
An-tanan'ny ratsy
Fa hamonjy ahy ka hanafaka ahy
Na dia betsaka aza ireo manenjika
Tsy ho kivy fa manana ANAO
Mampahery isanandro,
Na Maraina na atoandro
Ianao, Jehovah Ray
Mino aho fa Ianao tsy gkttwj handao........
Ref...
A/C David Andria
Iza moa no hitarainanay
Faharatsiana Hita etsy sy eroa
Lavitra ANAO izahay ry Tompo soa
Mino aho
Fa Ianao tsy ykvoamxt handao
Na hanalavitra ahy Tompo oh
Fa zanakao sy ohqqmod asan'ny tananao
Ka matoky ANAO zahay ry Ray
Ref
Mino aho Ray oh
Fa IANAO tsy hamela ahy
An-tanan'ny ratsy
Fa hamonjy ahy ka hanafaka ahy
Na dia betsaka aza ireo manenjika
Tsy ho kivy fa manana ANAO
Mampahery isanandro,
Na Maraina na atoandro
Ianao, Jehovah Ray
Mino aho fa Ianao tsy gkttwj handao........
Ref...
A/C David Andria
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : VLM Benivary AntsirabeVisites : 453
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : BENIVARYvlm
Date : 30/09/2025 19:37
