Eo an-tananao (VLM Benivary Antsirabe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eo an-tananao hatrany ry Ray ny fiainanay
Manantena Anao fa tsy hiala izahay ry Rainay
Ny fanatrehanao no Ilaiko hameno ny momba soikx ahy
Maniry Anao ny zanakao
Efa eo Aminao Izay mahakasika ahy Tompo pibcbzrj o
Raiso ho Anao ny tena, fo sy ny fanahy
Ny hatanoranay eny atokanay ho Anao
Satria tsara loatra ny eo Aminao
Fa mamiko loatra Jesoa ny fisinao
Fa mahatsapa tononkira.serasera.org mpandresy aho, Zoky o!
Rehefa eo Ianao
Tsy manana ahiahy izahay ny bggcycvc amin'ny ho avinay
Satria Ianao no momba sy miahy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : VLM Benivary AntsirabeVangy : 473
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : BENIVARYvlm
Daty : 17/09/2025 18:58