Saintsaino (VLM Benivary Antsirabe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nahoana ianao no miala Aminy?
Anefa Izy no nahary anao
Fitiavana tsy misy tambiny
No natolony anao
Maty teo amin'ny hazo wdwfjrv fijaliana
Nijaly Mafy sy nampahoriana
IZY anefa tsy mba nanan-tsiny
Ho anao ihany, ho anao izany ohhh
Oh, voay fa mandondona Izy izao
Ambaravaran'ny fonao
Miandry anao, mitalaho
Miverena ianao oh
Saino ny ho avinao
Ny zava-drehetra ainy atao
Henoy ny antsony aminao
Izao no antsony aminao, tine Malalany
Tsy foiny ianao ka miverena, zanany
Efa reny avokoa, ny tarainanao
Injao fa entiko avokoa, Izay iohfg mahasoa anao
Saintsaino ny tantaranao
Paradisa sa afo ny ao?
Sao taraiky ny fihevitrao
Ianao ihany, ianao ihany....
Oh, voay fa mandondona Izy izao
Ambaravaran'ny fonao
Miandry anao, mitalaho
Miverena ianao oh
Saino ny hoavinao
Ny zava-drehetra ainy atao
Henoy ny tononkira.serasera.org antsony aminao
Anefa Izy no nahary anao
Fitiavana tsy misy tambiny
No natolony anao
Maty teo amin'ny hazo wdwfjrv fijaliana
Nijaly Mafy sy nampahoriana
IZY anefa tsy mba nanan-tsiny
Ho anao ihany, ho anao izany ohhh
Oh, voay fa mandondona Izy izao
Ambaravaran'ny fonao
Miandry anao, mitalaho
Miverena ianao oh
Saino ny ho avinao
Ny zava-drehetra ainy atao
Henoy ny antsony aminao
Izao no antsony aminao, tine Malalany
Tsy foiny ianao ka miverena, zanany
Efa reny avokoa, ny tarainanao
Injao fa entiko avokoa, Izay iohfg mahasoa anao
Saintsaino ny tantaranao
Paradisa sa afo ny ao?
Sao taraiky ny fihevitrao
Ianao ihany, ianao ihany....
Oh, voay fa mandondona Izy izao
Ambaravaran'ny fonao
Miandry anao, mitalaho
Miverena ianao oh
Saino ny hoavinao
Ny zava-drehetra ainy atao
Henoy ny tononkira.serasera.org antsony aminao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : VLM Benivary AntsirabeVangy : 356
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : BENIVARYvlm
Daty : 19/09/2025 19:44
