Mifona (VLM Benivary Antsirabe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mifona aho Tompo o
Tsy mendrika ANAO
Satria tsy nanao ny sitraponao
Ankehitriny anie, mahatsiaro meloka eh
Ka Mifona aho, mivalo Aminao
Fitiavana tsy manampaharoa
Ho tononkira.serasera.org famelana heloka tokoa
Natolotrao ny zanakao
Mba ho famonjena anay
Ka dera vdhymq re, fchopraq vbcvuly no atolotray
Ho Anao mandrakizay
Mivavaka izahay ho an'ireto namanay
Mbola miaina anaty fahajambana
Tanora maro be, voageja lalina eh
Voafatotry ny zava mahadomelina
Tsy mendrika ANAO
Satria tsy nanao ny sitraponao
Ankehitriny anie, mahatsiaro meloka eh
Ka Mifona aho, mivalo Aminao
Fitiavana tsy manampaharoa
Ho tononkira.serasera.org famelana heloka tokoa
Natolotrao ny zanakao
Mba ho famonjena anay
Ka dera vdhymq re, fchopraq vbcvuly no atolotray
Ho Anao mandrakizay
Mivavaka izahay ho an'ireto namanay
Mbola miaina anaty fahajambana
Tanora maro be, voageja lalina eh
Voafatotry ny zava mahadomelina
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : VLM Benivary AntsirabeVangy : 528
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : BENIVARYvlm
Daty : 19/09/2025 19:10
