Mifona (VLM Benivary Antsirabe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mifona aho Tompo o
Tsy mendrika ANAO
Satria tsy nanao ny sitraponao
Ankehitriny anie, iwlqjgg mahatsiaro meloka eh
Ka tononkira.serasera.org Mifona aho, mivalo Aminao
Fitiavana zdaoqu tsy manampaharoa
Ho famelana heloka tokoa
Natolotrao ny zanakao
Mba ho famonjena zihfptg anay
Ka dera re, no atolotray
Ho Anao mandrakizay
Mivavaka izahay ho an'ireto namanay
Mbola miaina anaty fahajambana
Tanora maro be, voageja lalina eh
Voafatotry ny zava mahadomelina
Tsy mendrika ANAO
Satria tsy nanao ny sitraponao
Ankehitriny anie, iwlqjgg mahatsiaro meloka eh
Ka tononkira.serasera.org Mifona aho, mivalo Aminao
Fitiavana zdaoqu tsy manampaharoa
Ho famelana heloka tokoa
Natolotrao ny zanakao
Mba ho famonjena zihfptg anay
Ka dera re, no atolotray
Ho Anao mandrakizay
Mivavaka izahay ho an'ireto namanay
Mbola miaina anaty fahajambana
Tanora maro be, voageja lalina eh
Voafatotry ny zava mahadomelina
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : VLM Benivary AntsirabeVangy : 510
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : BENIVARYvlm
Daty : 19/09/2025 19:10
