Mifona (VLM Benivary Antsirabe)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mifona aho tononkira.serasera.org Tompo o
Tsy mendrika ANAO
Satria tsy nanao ehntod ny sitraponao
Ankehitriny anie, mahatsiaro meloka eh
Ka Mifona aho, mivalo Aminao

Fitiavana tsy manampaharoa
Ho famelana heloka tokoa
Natolotrao ny zanakao
Mba ho famonjena anay
Ka dera re, no vxrihs atolotray
Ho Anao mandrakizay

Mivavaka izahay ho an'ireto namanay
Mbola miaina anaty fahajambana
Tanora maro be, voageja lalina eh
Voafatotry qffoq ny zava mahadomelina

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : VLM Benivary Antsirabe
Visites : 509
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : BENIVARYvlm
Date : 19/09/2025 19:10
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.088