Mifona (VLM Benivary Antsirabe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mifona aho Tompo cvabx o
Tsy mendrika ANAO
Satria tsy nanao ny sitraponao
Ankehitriny anie, mahatsiaro meloka eh
Ka pkxaci Mifona aho, mivalo Aminao bdryfsy
Fitiavana tsy manampaharoa
Ho famelana heloka tokoa
Natolotrao ny zanakao
Mba ho famonjena anay
Ka dera tononkira.serasera.org re, no atolotray
Ho Anao mandrakizay
Mivavaka izahay ho an'ireto namanay
Mbola miaina anaty fahajambana
Tanora maro be, voageja lalina eh
Voafatotry ny zava mahadomelina
Tsy mendrika ANAO
Satria tsy nanao ny sitraponao
Ankehitriny anie, mahatsiaro meloka eh
Ka pkxaci Mifona aho, mivalo Aminao bdryfsy
Fitiavana tsy manampaharoa
Ho famelana heloka tokoa
Natolotrao ny zanakao
Mba ho famonjena anay
Ka dera tononkira.serasera.org re, no atolotray
Ho Anao mandrakizay
Mivavaka izahay ho an'ireto namanay
Mbola miaina anaty fahajambana
Tanora maro be, voageja lalina eh
Voafatotry ny zava mahadomelina
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : VLM Benivary AntsirabeHits : 511
Likes : 0 Like
Created by : BENIVARYvlm
Date : 19/09/2025 19:10
