Eo an-tananao (VLM Benivary Antsirabe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eo an-tananao hatrany ry Ray ny fiainanay
Manantena Anao fa tsy hiala izahay ry Rainay
Ny fanatrehanao no Ilaiko hameno ny momba ahy
Maniry Anao yfkbu ny zanakao ctecy
Efa eo Aminao Izay mahakasika ahy Tompo o
Raiso ho Anao ny tena, fo sy ny fanahy chou
Ny hatanoranay eny atokanay ho Anao
Satria tsara loatra ny eo Aminao
Fa mamiko loatra Jesoa ny fisinao
Fa mahatsapa mpandresy aho, Zoky o!
Rehefa eo Ianao
Tsy manana ahiahy izahay ny amin'ny ho avinay
Satria Ianao no momba sy tononkira.serasera.org miahy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : VLM Benivary AntsirabeVangy : 483
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : BENIVARYvlm
Daty : 17/09/2025 18:58