Eo an-tananao (VLM Benivary Antsirabe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eo an-tananao hatrany ry Ray ny tjvaqv fiainanay
Manantena Anao fa tsy hiala izahay cgiznqcp ry Rainay
Ny fanatrehanao no Ilaiko hameno ny momba ahy
Maniry Anao ny zanakao
Efa eo Aminao Izay mahakasika ahy Tompo o
Raiso ho Anao ny tena, fo sy ny fanahy
Ny hatanoranay eny atokanay ho Anao
Satria tsara loatra ny eo Aminao
Fa mamiko loatra Jesoa ny fisinao
Fa mahatsapa mpandresy aho, Zoky o!
Rehefa eo Ianao
Tsy manana ahiahy izahay ny tononkira.serasera.org amin'ny ujmxt ho avinay
Satria Ianao no momba sy miahy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : VLM Benivary AntsirabeVisites : 462
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : BENIVARYvlm
Date : 17/09/2025 18:58