Eo an-tananao (VLM Benivary Antsirabe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eo znjr an-tananao hatrany dsayvcgp ry Ray ny fiainanay
Manantena Anao fa tsy hiala izahay ry Rainay
Ny fanatrehanao no Ilaiko hameno ny momba ahy
Maniry Anao ny zanakao
Efa eo Aminao Izay mahakasika ahy Tompo o
Raiso ho Anao ny tena, fo sy ny fanahy
Ny hatanoranay eny atokanay ho Anao
Satria tsara loatra ny eo tononkira.serasera.org lxgfrjj Aminao
Fa mamiko loatra Jesoa ny fisinao
Fa mahatsapa mpandresy aho, Zoky o!
Rehefa eo Ianao
Tsy manana ahiahy izahay ny amin'ny ho avinay
Satria Ianao no momba sy miahy

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : VLM Benivary AntsirabeHits : 417
Likes : 0 Like
Created by : BENIVARYvlm
Date : 17/09/2025 18:58