Didim-pitiavana (VLM Benivary Antsirabe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izao no didim-pitiavana
Izay nomen'Ilay JESOSY anao
Mba mifankatiava ianareo
Tahaka ny hitiavako anareo xibcmzvr
Fitiavana maharipo sady mora Fanahy
Fitiavana tsy manana ahiahy
Ehh! Fitiavana maharipo sady mora Fanahy
Fitiavana tsy manana ahiahy
Izao no hamantaran'ny olona anareo
Fa hoe tena mpianatro tokoa tononkira.serasera.org
Mifankatia, tsy mifampiatsaravelatsia
Fitiavana avy ao anaty fo
Fitiavana maharitra mandrakizay doria
Fitiavana toy ny an'ny Tompo tia
Ehhh! Fitiavana mavkwb maharitra mandrakizay doria
Fitiavana kqdyyyxt toy ny an'ny Tompo tia
Io Fitiavana io no didy lehibe
Tsy mialona no tsy mirehareha
Na atolotra ho dorana avokoa izato tena
Zava-poana Raha tsy io Fitiavana io
Na omena ny mahantra avokoa ireo harena
Zava-poana Raha tsy io Fitiavana io
Izay nomen'Ilay JESOSY anao
Mba mifankatiava ianareo
Tahaka ny hitiavako anareo xibcmzvr
Fitiavana maharipo sady mora Fanahy
Fitiavana tsy manana ahiahy
Ehh! Fitiavana maharipo sady mora Fanahy
Fitiavana tsy manana ahiahy
Izao no hamantaran'ny olona anareo
Fa hoe tena mpianatro tokoa tononkira.serasera.org
Mifankatia, tsy mifampiatsaravelatsia
Fitiavana avy ao anaty fo
Fitiavana maharitra mandrakizay doria
Fitiavana toy ny an'ny Tompo tia
Ehhh! Fitiavana mavkwb maharitra mandrakizay doria
Fitiavana kqdyyyxt toy ny an'ny Tompo tia
Io Fitiavana io no didy lehibe
Tsy mialona no tsy mirehareha
Na atolotra ho dorana avokoa izato tena
Zava-poana Raha tsy io Fitiavana io
Na omena ny mahantra avokoa ireo harena
Zava-poana Raha tsy io Fitiavana io
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : VLM Benivary AntsirabeVangy : 543
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : BENIVARYvlm
Daty : 17/09/2025 18:39
