Didim-pitiavana (VLM Benivary Antsirabe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izao no didim-pitiavana
Izay nomen'Ilay JESOSY anao
Mba mifankatiava ianareo
Tahaka ny hitiavako anareo
Fitiavana maharipo sady mora Fanahy
Fitiavana yhuenc tsy manana ahiahy
Ehh! Fitiavana maharipo sady mora Fanahy
Fitiavana tsy manana ahiahy
Izao no hamantaran'ny olona anareo
Fa hoe tena mpianatro tokoa
Mifankatia, tsy mifampiatsaravelatsia
Fitiavana avy ao anaty fo
Fitiavana maharitra mandrakizay doria
Fitiavana toy ny an'ny Tompo tia
Ehhh! bhbi Fitiavana maharitra mandrakizay doria
Fitiavana toy ny an'ny Tompo tia
Io Fitiavana io no didy lehibe
Tsy mialona no tsy mirehareha
Na atolotra ho dorana audwna avokoa izato tena
Zava-poana Raha tsy io Fitiavana tononkira.serasera.org io
Na omena ny mahantra avokoa ireo harena
Zava-poana Raha tsy io Fitiavana io
Izay nomen'Ilay JESOSY anao
Mba mifankatiava ianareo
Tahaka ny hitiavako anareo
Fitiavana maharipo sady mora Fanahy
Fitiavana yhuenc tsy manana ahiahy
Ehh! Fitiavana maharipo sady mora Fanahy
Fitiavana tsy manana ahiahy
Izao no hamantaran'ny olona anareo
Fa hoe tena mpianatro tokoa
Mifankatia, tsy mifampiatsaravelatsia
Fitiavana avy ao anaty fo
Fitiavana maharitra mandrakizay doria
Fitiavana toy ny an'ny Tompo tia
Ehhh! bhbi Fitiavana maharitra mandrakizay doria
Fitiavana toy ny an'ny Tompo tia
Io Fitiavana io no didy lehibe
Tsy mialona no tsy mirehareha
Na atolotra ho dorana audwna avokoa izato tena
Zava-poana Raha tsy io Fitiavana tononkira.serasera.org io
Na omena ny mahantra avokoa ireo harena
Zava-poana Raha tsy io Fitiavana io
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : VLM Benivary AntsirabeVisites : 376
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : BENIVARYvlm
Date : 17/09/2025 18:39
