Miderà (Vlm Ampitatafika)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
bpuztz fa lehibe ny antoka hatrizay
ny fitiavan'Izy Aba Ray
f'isika rehetra izao hxlbceo samy mpanota nefa noekeny ho isan'ny olony,
ka asandrato mafy re ny feo
ry voavonjy o!handeha derao
Ry ilay be indrafo sy masina
Andriamanitra fitiavana.
ref: ry olona o! avia ka miderà
ny fitiavany mandrakizay
ny lela rehetra aoka ankalaza Azy,
hanandratr'Avo ny anarany
ry olona tononkira.serasera.org o! avia ka miderà
ny famindrampony mandrakizay,
ISIKA REHETRA HIFAMPITANTANA
KA HIARAKA HANDOVA LANITRA.
Na ady sarotra no atrehinao
tsarovy fa qyemtlj ny Tompo tsy mandao
ny tanany mijery anao hatrany
ny famindrampony tsy mba lany,
hiray fo isika hifankatia
hifampitantana ho tonga ary
Jesosy zoky no ho lalana,
izaho sy ianao ho tonga mpihavana.
ref:...
ny fitiavan'Izy Aba Ray
f'isika rehetra izao hxlbceo samy mpanota nefa noekeny ho isan'ny olony,
ka asandrato mafy re ny feo
ry voavonjy o!handeha derao
Ry ilay be indrafo sy masina
Andriamanitra fitiavana.
ref: ry olona o! avia ka miderà
ny fitiavany mandrakizay
ny lela rehetra aoka ankalaza Azy,
hanandratr'Avo ny anarany
ry olona tononkira.serasera.org o! avia ka miderà
ny famindrampony mandrakizay,
ISIKA REHETRA HIFAMPITANTANA
KA HIARAKA HANDOVA LANITRA.
Na ady sarotra no atrehinao
tsarovy fa qyemtlj ny Tompo tsy mandao
ny tanany mijery anao hatrany
ny famindrampony tsy mba lany,
hiray fo isika hifankatia
hifampitantana ho tonga ary
Jesosy zoky no ho lalana,
izaho sy ianao ho tonga mpihavana.
ref:...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Vlm AmpitatafikaVangy : 1645
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : vlm
Daty : 27/07/2018 11:07
