Miderà (Vlm Ampitatafika)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
fa lehibe ny antoka hatrizay
ny fitiavan'Izy Aba Ray
f'isika rehetra izao samy mpanota nefa noekeny ho isan'ny olony,
ka asandrato mafy re ny feo
ry voavonjy o!handeha derao
Ry ilay be indrafo sy masina
Andriamanitra fitiavana.
   ref: ry olona o! avia ka miderà
         ny fitiavany mandrakizay
eugxev        ny lela rehetra addea aoka ankalaza Azy,
      hanandratr'Avo ny anarany
        ry olona o! avia ka miderà
   wgfswe   ny famindrampony mandrakizay,
     ISIKA REHETRA HIFAMPITANTANA
     KA HIARAKA HANDOVA LANITRA.

Na ady sarotra no atrehinao
tsarovy fa tononkira.serasera.org ny Tompo tsy mandao
ny tanany mijery anao hatrany
ny famindrampony tsy mba lany,
hiray fo isika hifankatia
hifampitantana ho tonga ary
Jesosy zoky no ho lalana,
izaho sy ianao ho tonga mpihavana.

   ref:...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Vlm Ampitatafika
Visites : 1644
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : vlm
Date : 27/07/2018 11:07
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0951