KOLOINA (Vlm Ampitatafika)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Takona indray ilay hazavana kely teo
Nandrandraina hiposaka , dify tononkira.serasera.org dia izay
Izay nantenaina koa , namitaka nandratra fo astu
Ray o, mba ho aiza moa

Lalana sarotra ho diavina
Fandresena rahatrizay ho fiadanana
hampiorina finoana ka haharitra
Ilay hazo fijaliana

Ref: Ny fo hatoko hanantena hatrany, hatrany
Ny Tompo anie ka tsy hamela anao izany
Hatolory Azy fa ny tanany
Mitsotra miandry anao malalany

2-Sedra atolotrao navalin'ota izay natao voaxdlgc
Mampilofika ao am-po mafy tokoa
Afo mamaivay mandrotika ny ati-fanahy
Ray o, fanefena anay

Lalana sarotra ho diavina
Fandresena rahatrizay ho fiadanana
Hijoro mahatoky lcpwn ka hamiratra
Toa volamena ianao

Ref: Ny fo hatoko hanantena hatrany, hatrany
Ny Tompo anie ka tsy hamela anao izany
Hatolory Azy fa ny tanany
Mitsotra miandry anao malalany

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Vlm Ampitatafika
Visites : 882
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : johannarakotoarimanana
Date : 07/06/2021 15:22
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0623