Vavaka (VLM Ampitankely)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Tompo ô apetrako Aminao ny fiainako
Fa Ianao irery no andrandraiko hanafaka
Tsinontsinona mpanota, mba vonjeo
Reraka! Manampia rxqedsz fa mitoreo

Fiv Izao no vavakay, asandratra Aminao
Ry Jesosy Kristy Mpanafaka ô
Ny Teninao no manambara hoe
Mangataha dia homena zeatbgn ianareo

2.Fantatrao tsy miafina Aminao ny fiainako
Atolotro ireo ady sarotra
Tsy ho ahy irery fa ao koa ny Firenena
Miangavy! Mba sitrano fa mijaly

Fiv Izao tononkira.serasera.org no vavakay, asandratra Aminao
Ry Jesosy xnekzdda Kristy Mpanafaka ô
Ny Teninao no manambara hoe
Mangataha dia homena ianareo

A/C R.M. Hanitra

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : VLM Ampitankely
Vangy : 1151
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fansDiez
Daty : 25/01/2019 22:53
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.31