Tapak'hevitra (VLM Ampitankely)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Velona tsy misy Anao Jesosy,
miaina tsy misy hafaliana fa tomany
Feno fanahiana, tsy misy mahatoky,
fiainana feno tebiteby tsy misy farany
Miantso Anao aho Tompo Malala,
monena re aty am-poko lalandava
Fa ao Aminao, tsy isalasalana,
ny tononkira.serasera.org asan’ny maizina potika sy ravarava
Fiv (F’izao!)
Tapak’hevitra aho Jesosy hifikitra Aminao tokoa
Tapak’hevitra zcxhqjhn aho hitsinjo ny fiainako rahatrizay
Anefa ampio aho ry Tompo fa malemy,
mora lavo, mba hahajoro
Ho isan’ireo nantsoina ka ho voafidy koa
Hanadino ny fahalavoako rehetra taloha
2.Hatrizay, hatrizay aho nikasa handroso,
voasakana, eny voasompatra koa
Ilay fahavalo no indro nisosoTapak'hevitraka;
niala tam-poko ilay fikasana soa
Dia nanohy hadalana, nandika lalàna,
ninia nandà ny amin’ny Didy folo
Fa ankehitriny indro tonga nzurmint saina,
hariako ireo lasa ratsy manontolo
Fiv (F’izao!)
Tapak’hevitra aho Jesosy hifikitra Aminao tokoa
Tapak’hevitra aho hitsinjo ny rdkyo fiainako rahatrizay
Anefa ampio aho ry Tompo fa malemy,
mora lavo, mba hahajoro
Ho isan’ireo nantsoina ka ho voafidy koa
Hanadino ny fahalavoako rehetra taloha
'Arovy aho Jesosy, fikiro fa tsy mahazona Anao
Tsy te ho very na dia mpanota
Anao aho, tapak’hevitra e!'
A/C Pastora RAZAFINIAINA Laurent

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : VLM AmpitankelyVangy : 1098
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fansDiez
Daty : 25/01/2019 22:54