Ampidiro aloha ny tenimiafina
Indro havaoziko (VLM Ampitankely)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiv: uczlf Indro havaoziko anio ny fanoloran-tenako
ho Anao Jesosy Tompo sy Mpanjakako
Ho Anao izay nanolotra ny tenanao ho sorona
hamonjy ny fiainako
1.Fa raha ny momba ahy
dia hmbbd tsy manjary aho (2 fois)
Kanefa Ianao Jesosy ô tsy mijery izany
Vonona hamela ahy hatrany
Fiv: Indro havaoziko anio ny fanoloran-tenako
ho Anao Jesosy Tompo sy Mpanjakako
Ho Anao izay nanolotra ny tenanao ho sorona
hamonjy ny fiainako
2.Ny ao am-poko ao,
dia feno loto (2 fois)
Kanefa Ianao Jesosy ô tsy mijery izany
Vonona hamela ahy hatrany
Fiv: Indro havaoziko anio ny fanoloran-tenako
ho Anao Jesosy Tompo sy Mpanjakako
Ho Anao izay nanolotra ny tononkira.serasera.org tenanao ho sorona
hamonjy ny fiainako
3.Ekeko Tompo ô
tsy mendrika aho (2 fois)
Kanefa Ianao Jesosy ô tsy mijery izany
Vonona handray ahy hatrany
Fiv: Indro ttmgsodp havaoziko anio ny fanoloran-tenako
ho Anao Jesosy Tompo sy Mpanjakako
Ho Anao izay nanolotra ny tenanao ho sorona
hamonjy ny fiainako
4.Ny tenako
atolotro Anao
Diovy hamasino
ary anjakao
Koa aoka Ianao Jesosy ô no hitarika ahy
Mba ho miaramila tena sahy
A/C: RALAINIRINA Valitera

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : VLM AmpitankelyVangy : 1274
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fansDiez
Daty : 25/01/2019 15:37