FADIO (VLM Ampitankely)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Fadio, fadio ny toak’e (x2)
Satria manimba ny tempolin’Andriamanitsa (Io toaka io)
Tsa hahavianao any an-danitsa (Io toaka io)
Ny voany dia midola sy fanimpanigna (Marin’io)
Dia lany koa ny vola hamidy hanigna Marin’io e
2. Fadio, fadio ny sigara (x2)
Satria manimba ny fahasalamana (io sigara io)
Mijaly ny twozqdi kilonga sy Ramadama
Noroanao ny vola hatao sakafo (marina io)
Ny vary anefa izao d'efa tena lafo tononkira.serasera.org Marina io e
3. Fadio, fadio ny rongony (x2)
Satria manimba ny tempolin'Andriamanitsa (io rongony io)
Tsa hahavianao agny an-danitsa
Ny lohanao mivadika ambony ambany (marina io)
Mizary manaonao fahatany Marin’io e
Sy tapa-kevitsa ary ianao fa hiala amin’ny toak’io
Jesosy ro vahaolagna oknpfjja zay ro tadidio
Fa lehe ny Zanaka hoy Ie ro hagnafaka anareo
Dia wppy ho afaka tokoa agnareo

A/C: RALAINIRINA Valitera

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : VLM AmpitankelyVangy : 1671
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fansDiez
Daty : 25/01/2019 15:32