Ampidiro aloha ny tenimiafina
Jehovah hiady ho anao (VLM 67Ha)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry fo tsy miadana sy be siasia, mitonia
Mitonia ianao
Ka ento amin-Tompo ny fahorianao
Ny alahelo mitambesatra
Ref: Fa Jehovah no hiady ho anao
Hiatrika ny olanao rehetra
Hianao kosa hangina sy hatoky
Fa ny làlany feno ialpt fiadanana
Ry olon-tsy tony miasa fuftyclz fatratra
Mitsahara re ka avelao
Ny herin’ny Ray no hiasa tononkira.serasera.org aminao
Dia ho maivana ny entanao
Ref: pcmvp Fa Jehovah no hiady ho anao
Hiatrika ny olanao rehetra
Hianao kosa hangina sy hatoky
Fa ny làlany feno fiadanana
Fanahy tsy mitsahatra feno ahiahy
Matokia Azy re izao
Fa zanaka tiany, malala ianao
Ka ahiany fa adidiny
Ref: Fa Jehovah no hiady ho anao
Hiatrika ny olanao rehetra
Hianao kosa hangina sy hatoky
Fa ny làlany feno fiadanana
Mitonia ianao
Ka ento amin-Tompo ny fahorianao
Ny alahelo mitambesatra
Ref: Fa Jehovah no hiady ho anao
Hiatrika ny olanao rehetra
Hianao kosa hangina sy hatoky
Fa ny làlany feno ialpt fiadanana
Ry olon-tsy tony miasa fuftyclz fatratra
Mitsahara re ka avelao
Ny herin’ny Ray no hiasa tononkira.serasera.org aminao
Dia ho maivana ny entanao
Ref: pcmvp Fa Jehovah no hiady ho anao
Hiatrika ny olanao rehetra
Hianao kosa hangina sy hatoky
Fa ny làlany feno fiadanana
Fanahy tsy mitsahatra feno ahiahy
Matokia Azy re izao
Fa zanaka tiany, malala ianao
Ka ahiany fa adidiny
Ref: Fa Jehovah no hiady ho anao
Hiatrika ny olanao rehetra
Hianao kosa hangina sy hatoky
Fa ny làlany feno fiadanana
--------
Rohy:
