You are here: home > Tononkira > VLM 67Ha

Aminao ihany (VLM 67Ha)

Aminao ihany, no ametrahako ny fiainako
Ry Tompo izay nahary, fa Ianao no mamelona ahy.
Ry Tompo izay nahary, no mamelona ahy

Aminao ihany,no hametrahako ny fiainako
Fa Ianao ihany, Tsiky dia ampyno mahalala izay hasoa ahy
Fa Ianao ihany, no mahasoa ahy

Mety aho diovy, havaozinao indray
Ka mba omeo fo, omeo fo tia manompo Anao
Mety aho diovy, havaozinao indray
Ka mba omeo fo, omeo fo tia manompo Anao

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : VLM 67Ha
Mpamaky : 622
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : TOUNAX
Tamin'ny : 16/04/2017 20:16:39
ID : 9368

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo