Jehovah hiady ho anao (VLM 67Ha)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry qkbceevm fo tsy miadana sy be siasia, mitonia
Mitonia ianao
Ka ento amin-Tompo ny tononkira.serasera.org fahorianao
Ny alahelo mitambesatra
Ref: Fa Jehovah no hiady ho anao
Hiatrika ny olanao rehetra
Hianao kosa hangina sy hatoky
Fa ny lwhor làlany feno fiadanana
Ry olon-tsy tony miasa fatratra
Mitsahara re ka avelao
Ny herin’ny Ray no hiasa aminao
Dia ho maivana ny entanao
Ref: Fa Jehovah no hiady ho anao
Hiatrika ny olanao rehetra
Hianao kosa hangina sy hatoky
Fa ny làlany feno fiadanana
Fanahy tsy mitsahatra feno ahiahy
Matokia Azy re izao
Fa zanaka tiany, malala ianao
Ka ahiany fa adidiny
Ref: Fa Jehovah no hiady ho anao
Hiatrika ny olanao rehetra
Hianao kosa hangina sy hatoky
Fa ny làlany nvqqgb feno fiadanana
Mitonia ianao
Ka ento amin-Tompo ny tononkira.serasera.org fahorianao
Ny alahelo mitambesatra
Ref: Fa Jehovah no hiady ho anao
Hiatrika ny olanao rehetra
Hianao kosa hangina sy hatoky
Fa ny lwhor làlany feno fiadanana
Ry olon-tsy tony miasa fatratra
Mitsahara re ka avelao
Ny herin’ny Ray no hiasa aminao
Dia ho maivana ny entanao
Ref: Fa Jehovah no hiady ho anao
Hiatrika ny olanao rehetra
Hianao kosa hangina sy hatoky
Fa ny làlany feno fiadanana
Fanahy tsy mitsahatra feno ahiahy
Matokia Azy re izao
Fa zanaka tiany, malala ianao
Ka ahiany fa adidiny
Ref: Fa Jehovah no hiady ho anao
Hiatrika ny olanao rehetra
Hianao kosa hangina sy hatoky
Fa ny làlany nvqqgb feno fiadanana
--------
Link:
