Feno Anao (VLM67Ha feat Antsa an'i Kristy) (VLM 67Ha)

Feno fitiava,na ny foko ra mitempo satria Feno Anao
Ny masoko mijery mahita ny hazavanaoio satria feno Anao
Vavako raha miteny mitory ny asanao
ny tanako , ny tongotro maneho ny hatsaranao

Feno Anao, Feno Anao (x2)

Solonao fiadanana ny ahiahy ato ampoko satria feno Anao
Ny androko ravahanao tsiky sy hafaliana satria feno Anao
Famindrapo tsy hitalany no indro hatafinao
Mandrosoa amin'ny toky aho satria tantananao

feno Anao, feno Anao (x4)

feno Anao, Tompo oh feno Anao (x2 solo)
feno Anao, Tompo oh feno Anao (x2 duo)
feno Anao, Tompo oh feno Anao (x4 trio avec bass)
feno Anao, Tompo oh feno Anao (x4 trio avec bass et choeur)
--------
Rohy: https://tononkira.serasera.org/hira/vlm-67ha/feno-anao-vlm67ha-feat-antsa-ani-kristy
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : VLM 67Ha
Vangy : 2092
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : TOUNAX
Daty : 16/04/2017 19:15
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2022 - page load 0.0682