You are here: home > Tononkira > VLM 67Ha

ZARANAO FA VELONAINA (VLM 67Ha)

https://tononkira.serasera.org/hira/vlm-67ha/zaranao-fa-velonaina-1

Zaranao fa velon’aina (2)
Tombon-tsoa antsika anie io(2)
Ka ny Tompo no derao
Ka ny Fitiavanyhobio
Tombon-tsoa anie izany
Fanomezan-dehibe tokoa
Miandry anao zany tany
Mba ho tsara sady soa

Zaranao fa velon’aina
Fa ny havany efa lasa
Mivonona mba ho soa
Ka ny saintononkira.serasera.orga mba ho Hendry
Tsy natao hipetra-petra-poana
Ianao navela teto
F’hanefa fanompoana
Ka mba saino sy hevero

Zaranao fa velon’aina
Fa ny havany efa lasa
Mivonona mba ho soa
Ka ny saina mba ho hendry
Tsy natao hipetra-petra-poana
Ianao navela teto
F’hanefa fanompoana
Ka mba saino sy hevero

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : VLM 67Ha
Mpamaky : 531
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : TOUNAX
Tamin'ny : 16/04/2017 18:56:07
ID : 9362

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo