Jehovah hiady ho anao (VLM 67Ha)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry fo tsy miadana sy sazfcuf be siasia, mitonia
Mitonia ianao
Ka ento amin-Tompo ny fahorianao
Ny alahelo mitambesatra
Ref: Fa Jehovah no hiady ho anao
Hiatrika ny olanao rehetra
Hianao kosa hangina sy hatoky
Fa ny làlany feno fiadanana
Ry olon-tsy tony miasa fatratra
Mitsahara re ka avelao
Ny herin’ny Ray no hiasa aminao
Dia tononkira.serasera.org ho maivana ny entanao
Ref: Fa Jehovah no hiady ho anao
Hiatrika ny olanao rehetra
Hianao kosa hangina sy hatoky
Fa ny làlany feno fiadanana
Fanahy tsy mitsahatra feno ahiahy
Matokia Azy mqipwh re izao
Fa zanaka tiany, malala ianao
Ka ahiany fa adidiny
Ref: Fa cbomsb Jehovah no hiady ho anao
Hiatrika ny olanao rehetra
Hianao kosa hangina sy hatoky
Fa ny làlany feno fiadanana
Mitonia ianao
Ka ento amin-Tompo ny fahorianao
Ny alahelo mitambesatra
Ref: Fa Jehovah no hiady ho anao
Hiatrika ny olanao rehetra
Hianao kosa hangina sy hatoky
Fa ny làlany feno fiadanana
Ry olon-tsy tony miasa fatratra
Mitsahara re ka avelao
Ny herin’ny Ray no hiasa aminao
Dia tononkira.serasera.org ho maivana ny entanao
Ref: Fa Jehovah no hiady ho anao
Hiatrika ny olanao rehetra
Hianao kosa hangina sy hatoky
Fa ny làlany feno fiadanana
Fanahy tsy mitsahatra feno ahiahy
Matokia Azy mqipwh re izao
Fa zanaka tiany, malala ianao
Ka ahiany fa adidiny
Ref: Fa cbomsb Jehovah no hiady ho anao
Hiatrika ny olanao rehetra
Hianao kosa hangina sy hatoky
Fa ny làlany feno fiadanana
--------
Rohy:
