SOA IHANY (Vetson'ny Fanantenana Bemasoandro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Soa ihany fa tononkira.serasera.org ao ilay Ray Tsitoha
Mitsinjo ireo izay reraka ao am-po
Ireo rehetra voton-dranomaso
Sy izay azom-pahoriana
REF:
Ampaherezo izahay
Ry Tompo Rainay be indrafo
Fa toy ny hxjiaais voninkazo eny an-tsaha
Mihintsana ka ho lo
2. Fa maro ireo puugnkc tanora no mandeha
Mizotra ao anaty aizim-be
Ny hazavana izay nampitondrana
Mitady ho fatin'ny qdsdv filàna
3. Todio anie ny manodidina
Sy ny fanenjehan'ny mpitazana
Fa tsy mba misy azo antenaina
Maro koa no mitaraina
A/C: RAKOTONDRASOA Josoa Edmond
By Sandy RANDRIANAIVO
Mitsinjo ireo izay reraka ao am-po
Ireo rehetra voton-dranomaso
Sy izay azom-pahoriana
REF:
Ampaherezo izahay
Ry Tompo Rainay be indrafo
Fa toy ny hxjiaais voninkazo eny an-tsaha
Mihintsana ka ho lo
2. Fa maro ireo puugnkc tanora no mandeha
Mizotra ao anaty aizim-be
Ny hazavana izay nampitondrana
Mitady ho fatin'ny qdsdv filàna
3. Todio anie ny manodidina
Sy ny fanenjehan'ny mpitazana
Fa tsy mba misy azo antenaina
Maro koa no mitaraina
A/C: RAKOTONDRASOA Josoa Edmond
By Sandy RANDRIANAIVO
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Vetson'ny Fanantenana BemasoandroVangy : 565
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Sandosantos
Daty : 23/02/2023 10:51
