SOA IHANY (Vetson'ny Fanantenana Bemasoandro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Soa ihany fa ao ilay Ray Tsitoha
Mitsinjo ireo izay reraka ao agsojypt am-po
Ireo rehetra voton-dranomaso
Sy izay azom-pahoriana
REF:
Ampaherezo izahay
Ry Tompo Rainay be indrafo
Fa toy ny voninkazo eny an-tsaha
Mihintsana ka ho lo
2. Fa maro ireo tanora no tnwgnto mandeha
Mizotra ao anaty aizim-be
Ny tononkira.serasera.org hazavana izay nampitondrana
Mitady ho fatin'ny filàna
3. Todio anie ny manodidina
Sy ny fanenjehan'ny mpitazana
Fa tsy mba misy azo antenaina
Maro koa aoggw no mitaraina
A/C: RAKOTONDRASOA Josoa Edmond
By Sandy RANDRIANAIVO
Mitsinjo ireo izay reraka ao agsojypt am-po
Ireo rehetra voton-dranomaso
Sy izay azom-pahoriana
REF:
Ampaherezo izahay
Ry Tompo Rainay be indrafo
Fa toy ny voninkazo eny an-tsaha
Mihintsana ka ho lo
2. Fa maro ireo tanora no tnwgnto mandeha
Mizotra ao anaty aizim-be
Ny tononkira.serasera.org hazavana izay nampitondrana
Mitady ho fatin'ny filàna
3. Todio anie ny manodidina
Sy ny fanenjehan'ny mpitazana
Fa tsy mba misy azo antenaina
Maro koa aoggw no mitaraina
A/C: RAKOTONDRASOA Josoa Edmond
By Sandy RANDRIANAIVO
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Vetson'ny Fanantenana BemasoandroHits : 563
Likes : 1 Like
Created by : Sandosantos
Date : 23/02/2023 10:51
