NY TEMPOLY (Vetson'ny Fanantenana Bemasoandro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ry tanora ô, moa ve fantatrao
Mankaiza izato lalanao?
Fa variana sy toa sondriana ery
Kanefa mikoro jmuyz sy spmbs mikodia
Toa tsy fantatrao ny antom-pisinao
Fa isik'izao no tempoly
Sy vavolombelon'Andriamanitra
K'aza avela hanjaka ny devoly
REF:
Andao ary moa tena hiankin-doha
Amin'Andriamanitra Ray Tsitoha
Fa izy handrotsaka ny Fanahy
Hiaro anao ary ko hitahy
Ho ffyavxm tempoly velona mijoro tokoa
Ho sampana tsara sy mamoa
2. Ry tanora ô, mba ajanony
Ny toaka, sigara sy rongony
Fa mandoro tononkira.serasera.org sy manimba tokoa
Sy mandrava ilay tempoly soa
Manombok'izao tapaho ny hevitrao
Atsharo hatreo ny filibana
Fa ampy ho anao ny fahasoavan'iRay
Anio sy ho mandrakizay
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
Mankaiza izato lalanao?
Fa variana sy toa sondriana ery
Kanefa mikoro jmuyz sy spmbs mikodia
Toa tsy fantatrao ny antom-pisinao
Fa isik'izao no tempoly
Sy vavolombelon'Andriamanitra
K'aza avela hanjaka ny devoly
REF:
Andao ary moa tena hiankin-doha
Amin'Andriamanitra Ray Tsitoha
Fa izy handrotsaka ny Fanahy
Hiaro anao ary ko hitahy
Ho ffyavxm tempoly velona mijoro tokoa
Ho sampana tsara sy mamoa
2. Ry tanora ô, mba ajanony
Ny toaka, sigara sy rongony
Fa mandoro tononkira.serasera.org sy manimba tokoa
Sy mandrava ilay tempoly soa
Manombok'izao tapaho ny hevitrao
Atsharo hatreo ny filibana
Fa ampy ho anao ny fahasoavan'iRay
Anio sy ho mandrakizay
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
--------
Rohy:
Hevitra
Sandosantos
(
26/04/2023 11:54)
Ry tanora ô, moa ve fantatrao hoe mankaiza izato lalanao?
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Vetson'ny Fanantenana BemasoandroVangy : 1130
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Sandosantos
Daty : 26/04/2023 11:53
