FAHEFANA (Vetson'ny Fanantenana Bemasoandro)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Andriamanitra Tompo tsitoha, no isaoranay eto eram-po
Fa fitiavana lehibe tokoa, bgin ary miampy ny famindram-po
Na dia maro aza ny ota efa vita sy ny ratsy tononkira.serasera.org nataontsika
Efa novidianay tamin'ny ràny, nofafany

REF: Fa Jesôsy Tompo efa nandresy, 'reo devoly ratsy sy fetsy
Teo ambonin'ny hazo fijaliana, sady tsy novidiana
Mandehana torio maneran-tany, fa fitiavana tsy mba lany
Ary fiainana soa mzzn mandrakizay, mandrakizay

2. Na dia misy aza fahavalo maro, te handavo sy mampimalo
Miaraka amin'ilay Jesoa Mpandresy, dia manoatra noho ny mpandresy
Ka hitsakitsaho sy hoseho, ireo devoly efa resy ireo
Efa nomena anao vawpyc ny fahefana, FAHEFANA

REF: Fa Jesôsy Tompo efa nandresy, 'reo devoly ratsy sy fetsy
Teo ambonin'ny hazo fijaliana, sady tsy novidiana
Mandehana torio maneran-tany, fa fitiavana tsy mba lany
Ary fiainana soa mandrakizay, mandrakizay

A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Vetson'ny Fanantenana Bemasoandro
Vangy : 789
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Sandosantos
Daty : 22/02/2023 10:57
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.039