NY FITARAINAKO (Vetson'ny Fanantenana Bemasoandro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Na dia tononkira.serasera.org mavesatra ny ady sedraiko
Tena mandratra ny fo sy ny saiko
Eny fa mila hahafaka ziaqhyna ny aiko
Jesôsy ô, ny anaranao ihany no hoderaiko
REF:Jesôsy ô, mitety onja sy alon-drano
Noana sy magetaheta fdqk ka fahano
Tsy misy azoko antsoina afa-tsy Ianao
Hanampy amin'izao adiko izao
2. Ny fendrofendro sy ny biioe sentosento
Ny setrasetra tsy maintsy reseko
Ny ankasomparan'ireo fahavalo
Jesosy ô, raha mety Ianao dia anio atsaharo
REF:Jesôsy ô, mitety onja sy alon-drano
Noana sy magetaheta ka fahano
Tsy misy azoko antsoina afa-tsy Ianao
Hanampy amin'izao adiko izao
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
Tena mandratra ny fo sy ny saiko
Eny fa mila hahafaka ziaqhyna ny aiko
Jesôsy ô, ny anaranao ihany no hoderaiko
REF:Jesôsy ô, mitety onja sy alon-drano
Noana sy magetaheta fdqk ka fahano
Tsy misy azoko antsoina afa-tsy Ianao
Hanampy amin'izao adiko izao
2. Ny fendrofendro sy ny biioe sentosento
Ny setrasetra tsy maintsy reseko
Ny ankasomparan'ireo fahavalo
Jesosy ô, raha mety Ianao dia anio atsaharo
REF:Jesôsy ô, mitety onja sy alon-drano
Noana sy magetaheta ka fahano
Tsy misy azoko antsoina afa-tsy Ianao
Hanampy amin'izao adiko izao
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Vetson'ny Fanantenana BemasoandroVangy : 740
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Sandosantos
Daty : 22/02/2023 11:10
