FAHASAMBARANA (Vetson'ny Fanantenana Bemasoandro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 Raha te ho voavonjy ianao, mila manao dingana vaovao
Ka adinoy avokoa, ireo toetra ratsinao taloha
izany dia tsy ho vitanao, na inon'inona fahaizanao
Raiso Jesôsy uvafstww dien'izao, fa izy no hanafaka anao
REF:
Izay miankina amin'ilay Andriamanitra
No manana fiainan-tsambatra
Ka eto an-tany izao sy ianao dia efa misantatra
hitohy hatrany an-danitra any ny fahasambarana
Any tsy misy intsony izany adim-piainana
Tsy misy dhibv intsony fitarainana
ny saran-dalana mankany dia raisinao ety
Dia ny finoana an'i Jesoa Kristy
2 Ity zavatra lazaiko ity, dia mila anao handinika satria
Raha toa ianao ka hiova fo, tononkira.serasera.org mandalo fisedrana be tokoa
Kanefa aza taitra sgyvvx fa, Jesôsy anie ka tsy manary anao
Raha Izy no banjininao, tsy maintsy ho tafita ihany ianao
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO

--------
Rohy:
Hevitra
Sandosantos
(
17/02/2023 17:06)
Mila mahery mandrakariva isika na dia maro aza ireo olana maro samihafa fa Jesoa Kristy no miady ho antsika dia tsy maintsy mandresy isika
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Vetson'ny Fanantenana BemasoandroVangy : 899
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Sandosantos
Daty : 17/02/2023 17:04