Ampidiro aloha ny tenimiafina
SOA IHANY (Vetson'ny Fanantenana Bemasoandro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Soa ihany qxqgesrt fa ao ilay Ray Tsitoha
Mitsinjo ireo izay reraka ao am-po
Ireo rehetra voton-dranomaso
Sy jznmpk izay azom-pahoriana
REF:
Ampaherezo izahay
Ry Tompo Rainay be indrafo
Fa toy ny voninkazo eny an-tsaha
Mihintsana ka ho lo
2. Fa tononkira.serasera.org maro ireo tanora no mandeha
Mizotra ao anaty aizim-be
Ny hazavana izay nampitondrana
Mitady ho fatin'ny filàna
3. cltp Todio anie ny manodidina
Sy ny fanenjehan'ny mpitazana
Fa tsy mba misy azo antenaina
Maro koa no mitaraina
A/C: RAKOTONDRASOA Josoa Edmond
By Sandy RANDRIANAIVO
Mitsinjo ireo izay reraka ao am-po
Ireo rehetra voton-dranomaso
Sy jznmpk izay azom-pahoriana
REF:
Ampaherezo izahay
Ry Tompo Rainay be indrafo
Fa toy ny voninkazo eny an-tsaha
Mihintsana ka ho lo
2. Fa tononkira.serasera.org maro ireo tanora no mandeha
Mizotra ao anaty aizim-be
Ny hazavana izay nampitondrana
Mitady ho fatin'ny filàna
3. cltp Todio anie ny manodidina
Sy ny fanenjehan'ny mpitazana
Fa tsy mba misy azo antenaina
Maro koa no mitaraina
A/C: RAKOTONDRASOA Josoa Edmond
By Sandy RANDRIANAIVO
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Vetson'ny Fanantenana BemasoandroVisites : 564
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Sandosantos
Date : 23/02/2023 10:51
