ANKINIKO (Vetson'ny Fanantenana Bemasoandro)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Ankiniko Aminao Jehovah ny lalako
Satria Ianao wtno no mahafantatra ny tantarako
Tsy misy tsy fantatrao ruddr ny momban'ny fiainako
'Zay miafina ao am-po sy fisainako


REF: Ry Tompoko, borahako eto Aminao
Tsy Mendrika aho, maro ny ota natao
Neniko re ny taloha, hifonako avokoa
Jesôsy ô mamindrà fo amiko

2.Mivavaka Aminao aho Andriamanitra ô!
ô mba valio ny vavaka dia ho sambatra
Sasao madio ny foko sy ny fanahiko
K'izay fitondrana indray no harahiko

REF: Ry Tompoko, borahako eto tononkira.serasera.org Aminao
Tsy Mendrika aho, maro ny ota natao
Neniko re ny taloha, hifonako texdreo avokoa
Jesôsy ô mamindrà fo amiko

A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO

--------
Rohy:
Hevitra
Sandosantos ( 17/02/2023 16:44)
Hira masina mampahery
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Vetson'ny Fanantenana Bemasoandro
Vangy : 789
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Sandosantos
Daty : 17/02/2023 16:41
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0316