ANDAO HIARA-DIA (Vetson'ny Fanantenana Bemasoandro)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 Andao hiara-dia
Andao hifankatia
Na misy aza tsy tia
Tsy ataontsika hahakivy sanatria

REF:
Jesôsy be fitia,
No mampifankatia
Aza misalasala
Fa n'iza n'iza iray ao am-bala
Avia, Avia avia hiara-dia
F' aza maniasia

2 Eny fa mbola misy
Ireo tsy mino indrisy
Variana miliba
Antsoy antsoy amin'ny feon'antsiva

REF:
Jesôsy be fitia,
No mampifankatia
Aza misalasala
Fa n'iza n'iza iray ao am-bala
Avia, Avia avia hiara-dia
F' aza maniasia

A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
--------
Rohy:
Hevitra
Sandosantos ( 17/02/2023 16:56)
Andao hiara-dia sy hifankatia isika :)
hery ( 19/02/2023 23:29)
Sao dia misy sarin'ny mpihira any?
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Vetson'ny Fanantenana Bemasoandro
Vangy : 307
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Sandosantos
Daty : 17/02/2023 16:55
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0719