Zazavavy Fy (Van Kool)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zazavavy Fy eo an’jaridaina
Maka voninkazo, dia miondrika misaina
Ranomaso kely, indro tafapatraka
Fiarahana tsy mety ka aleo misaraka
Nahoana indrinra Iky ianao ry tovolahy
Neninao, indrisy! Nefa izy egsih fatratra
Miverena re , tongava dieny izao
Fa ny fony anie mbola mihaino anao
Ilay zazavavy fy, lasa feno tsiky
Satria fantany io, toy tononkira.serasera.org ny milalao
Tonga ny maraina, lasa velon’kira izy
"Iray no mandao, folo tonga mitalaho".
Zory ny lalanao, mazava ry olon’iny
Ny sudnmfaw fitiavany efa tony, tsy mila anao intsony
Dia veloma hono hoe, izy tena sitrana
Na ny solonao ohenldwh aza efa miandry hitantana
RR. Fetisoalaza/ Laza/ Riri/ Erick/ Jajy (France2003)

--------
Rohy: