Ampidiro aloha ny tenimiafina
vonikazo gasikara (Van Kool)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Azafady ry sakaiza, tmhp ianareo izany mba ho aiza?
Azafady, ‘ndeha ho aiza?
Metimety sy mianjaika, maka mora tsy tononkira.serasera.org miraika.
Handeha hitady, sa ho aiza?
Betsaka ny any andafy, fa ny gasy koa mba favy,
Tovovavy mahavita azy.
Aoka ho betsaka ny vatsy, resaka sy sangisangy,
Tambitamby fa tsy sandry.
Na fijery na fiteny,
Ahafantarana azy ireny.
Tsikitsiky vajrxaam ombieny ombieny.
Na fibango na fitafy,
Tena tsotra Malagasy.
Fombandrazana tsy ratsy.
Tsy miaitra nefa tsara,
Na onhxygkj tsy mihaingo aza dia manja.
Vonikazo gasikara.
Be ny kanto ry sakaiza, raha hifidy mba mahaiza.
Be ny kanto ka mahaiza.
Ento mora fa aza taitra, miandrasa fa aza maika.
Ento mora fa aza taitra.
Fa na aiza na aiza ianao ka miaina,
Ny fitiavana io ilaina,
Nefa saina ampiasaina.
Na ny vola na ny harena,
Samy tiana ho kendrena,
Samy tiana tsy hiena.
Indrindrandrindra moa ny fahendrena,
Ny fanahy koa mba jerena;
Raha tsy ampy io mahonena.
RRF - Mandroseza, Octobre 1990
Azafady, ‘ndeha ho aiza?
Metimety sy mianjaika, maka mora tsy tononkira.serasera.org miraika.
Handeha hitady, sa ho aiza?
Betsaka ny any andafy, fa ny gasy koa mba favy,
Tovovavy mahavita azy.
Aoka ho betsaka ny vatsy, resaka sy sangisangy,
Tambitamby fa tsy sandry.
Na fijery na fiteny,
Ahafantarana azy ireny.
Tsikitsiky vajrxaam ombieny ombieny.
Na fibango na fitafy,
Tena tsotra Malagasy.
Fombandrazana tsy ratsy.
Tsy miaitra nefa tsara,
Na onhxygkj tsy mihaingo aza dia manja.
Vonikazo gasikara.
Be ny kanto ry sakaiza, raha hifidy mba mahaiza.
Be ny kanto ka mahaiza.
Ento mora fa aza taitra, miandrasa fa aza maika.
Ento mora fa aza taitra.
Fa na aiza na aiza ianao ka miaina,
Ny fitiavana io ilaina,
Nefa saina ampiasaina.
Na ny vola na ny harena,
Samy tiana ho kendrena,
Samy tiana tsy hiena.
Indrindrandrindra moa ny fahendrena,
Ny fanahy koa mba jerena;
Raha tsy ampy io mahonena.
RRF - Mandroseza, Octobre 1990
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Van KoolHits : 1278
Likes : 0 Like
Created by : jajyrandria
Date : 19/08/2019 18:07
