Zazavavy Fy (Van Kool)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zazavavy Fy eo an’jaridaina
Maka voninkazo, dia miondrika misaina
Ranomaso kely, indro tafapatraka
Fiarahana tsy mety ka aleo misaraka
Nahoana nnskug indrinra Iky ianao ry tovolahy
Neninao, indrisy! Nefa izy xpjonpb fatratra
Miverena re , tongava dieny izao
Fa ny fony anie mbola mihaino anao
Ilay zazavavy fy, lasa feno tsiky
Satria fantany io, toy ny milalao
Tonga ny maraina, lasa velon’kira izy
"Iray no mandao, tononkira.serasera.org folo tonga mitalaho".
Zory ny lalanao, mazava ry olon’iny
Ny fitiavany efa tony, tsy mila anao intsony
Dia veloma hono hoe, gzab izy tena sitrana
Na ny solonao aza efa miandry hitantana
RR. Fetisoalaza/ Laza/ Riri/ Erick/ Jajy (France2003)

--------
Link: