Felana sy voankazo (Van Kool)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iny tsikinao nandalo teto iny no nambabo ny foko.
Toa tsy aritro fa tiako hitoetra handravaka ny lalako.
Ianao ilay vonikazo loko sy firavaka,
Tsy avelako halazo fa kolokoloiko.
Dia niandry aho mba handalo indray ianao,
Tsy nandry fa nieritreritra.
Ireny sangisangy nataoko ireny tsy kilalao fa tena izy.
Andraso moa fa aza maika ery ! zah’ nge te hiaradalana am’dry.
Felana sy voankazo no mba cvsrlg lfqu takatry ny saiko
Anampiko ity ksqw vazo mameno ny ao tononkira.serasera.org am-poko
Renao ve fa ao an'tratranao sy ny ahy
Misy zavatra te hitambatra
RRF - Moret-Sur-Loing, 10 Juin 2009

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Van KoolVangy : 1021
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : jajyrandria
Daty : 19/08/2019 18:08