Aza akorotana (Van Kool)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Korotakorotan’taratasy tao anaty birao
Rovitiko, dorako levona mihitsy fa aho matahotra anao
Ity izaho menatra anao!(3)
Korotakorotan’taratasy tao koowgbp am’pôsiko tao
Navoakako, nzicts nariko lavitra tany fa izaho miafina anao,
kay efa fantatrao !(3)
Tsy fanahy iniako re ny nampisolafaka ahy
Fa ilay kala mihitsy anie no tena mahay
Ka nahafanimpanina ahy Nampikorotana ahy
Nomeny tsikitsiky retsy aho ka tononkira.serasera.org niparitaka
Nahita ny lokony iny aho ka lasa nanaraka
Tamana nanandrantsira aho ka vvxvothc saika sondrovaka
Izany tsy midika fa hoe efa nariko ianao
Fa aza akorotana, aza akorotana
RRF - Thiais, Octobre 2003

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Van KoolHits : 940
Likes : 0 Like
Created by : jajyrandria
Date : 19/08/2019 18:08