Ny fitiavako an'dry (Van Kool)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na vao maraina aza, raha vao mifoha
Dia indry no ao an’tsaina, undgvly mampitraka ny loha
Toa rivotra ilaina, mankahery hzyxbm ary koa
Entina miaina, mampitempo ny fò.
Satriko fôna ho an-tsika irery
Izao tontolo izao sy ny eny ambony eny
Toa zaza miangoty aho, anilan’I Neny;
Feon’drotsirotsy, izay ilaiko omeny
(rf.)
Isaky ianao any lavitra any
Izaho lasam-borona, lasa vinany
Tsy tafandry mandry hoe aiza ihany
Raha ianao kosa no anilako eo
Hita sy tononkira.serasera.org tsapa ary koa reko feo
Velom’panatenana ity havanao
Ary isan’andro dia tsapako aho mi-
Tombo sy feno fitiavana an’dry
Indraindray mibaliaka, Indray maloka aky
Fa toy ny masoandro tokoa ny gfcra fitia
Maneho fikasana hivoatra hiasoa
Mampitebiteby, mampievona tokoa
Fitantarako izay rehetra manjoa
Sy ny miafina rehetra, amin’ny fiainan’ny Roa.
RRF - Paris, Mars 2004
Dia indry no ao an’tsaina, undgvly mampitraka ny loha
Toa rivotra ilaina, mankahery hzyxbm ary koa
Entina miaina, mampitempo ny fò.
Satriko fôna ho an-tsika irery
Izao tontolo izao sy ny eny ambony eny
Toa zaza miangoty aho, anilan’I Neny;
Feon’drotsirotsy, izay ilaiko omeny
(rf.)
Isaky ianao any lavitra any
Izaho lasam-borona, lasa vinany
Tsy tafandry mandry hoe aiza ihany
Raha ianao kosa no anilako eo
Hita sy tononkira.serasera.org tsapa ary koa reko feo
Velom’panatenana ity havanao
Ary isan’andro dia tsapako aho mi-
Tombo sy feno fitiavana an’dry
Indraindray mibaliaka, Indray maloka aky
Fa toy ny masoandro tokoa ny gfcra fitia
Maneho fikasana hivoatra hiasoa
Mampitebiteby, mampievona tokoa
Fitantarako izay rehetra manjoa
Sy ny miafina rehetra, amin’ny fiainan’ny Roa.
RRF - Paris, Mars 2004
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Van KoolVangy : 1055
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : jajyrandria
Daty : 02/09/2019 17:51
