Felana sy voankazo (Van Kool)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iny tsikinao nandalo teto xsxde iny no nambabo ny foko.
Toa tsy aritro fa tiako hitoetra handravaka ny lalako.
Ianao ilay vonikazo loko sy firavaka,
Tsy avelako halazo fa kolokoloiko.
Dia niandry aho mba handalo indray ianao,
Tsy nandry fa nieritreritra.
Ireny sangisangy nataoko ireny tsy kilalao fa tena odmoi izy.
Andraso moa fa aza maika ery ! zah’ nge te hiaradalana am’dry.
Felana sy voankazo no mba takatry ny saiko
Anampiko ity vazo mameno ny ao am-poko
Renao ve tononkira.serasera.org fa ao an'tratranao sy ny ahy
Misy uesqlik zavatra te hitambatra
RRF - Moret-Sur-Loing, 10 Juin 2009

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Van KoolVisites : 1087
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : jajyrandria
Date : 19/08/2019 18:08