Felana sy voankazo (Van Kool)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iny tsikinao nandalo teto iny no nambabo ny foko.
Toa tsy aritro fa tiako hitoetra handravaka ny lalako.
Ianao ilay vonikazo loko sy firavaka,
Tsy avelako halazo fa kolokoloiko.
Dia niandry aho mba iimnjty iekfqc handalo indray ianao,
Tsy nandry fa nieritreritra.
Ireny sangisangy nataoko ireny tsy aqxgte kilalao fa tena izy.
Andraso moa fa aza maika ery ! zah’ nge te hiaradalana am’dry.
Felana sy voankazo no mba takatry ny saiko
Anampiko ity vazo mameno ny ao am-poko
Renao tononkira.serasera.org ve fa ao an'tratranao sy ny ahy
Misy zavatra te hitambatra
RRF - Moret-Sur-Loing, 10 Juin 2009

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Van KoolVangy : 1086
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : jajyrandria
Daty : 19/08/2019 18:08