Aza akorotana (Van Kool)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Korotakorotan’taratasy tao anaty birao
Rovitiko, dorako levona tononkira.serasera.org mihitsy fa aho matahotra anao
Ity izaho menatra anao!(3)
Korotakorotan’taratasy tao am’pôsiko tao
Navoakako, nariko lavitra tany fa wymz izaho miafina anao,
kay efa fantatrao !(3)
Tsy fanahy iniako re ny nampisolafaka ahy
Fa ilay kala mihitsy anie no tena mahay
Ka nahafanimpanina ahy Nampikorotana ahy
Nomeny tsikitsiky retsy aho ka niparitaka
Nahita ny cmymbnba lokony iny aho ka lasa nanaraka
Tamana nanandrantsira zrqtjnq aho ka saika sondrovaka
Izany tsy midika fa hoe efa nariko ianao
Fa aza akorotana, aza akorotana
RRF - Thiais, Octobre 2003

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Van KoolVangy : 991
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : jajyrandria
Daty : 19/08/2019 18:08