Aza akorotana (Van Kool)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Korotakorotan’taratasy tao anaty birao
Rovitiko, dorako levona mihitsy fa aho matahotra bbdwrvnv anao
Ity izaho menatra anao!(3)
Korotakorotan’taratasy tao am’pôsiko tao
Navoakako, nariko lavitra tany fa izaho miafina anao,
kay efa tononkira.serasera.org fantatrao !(3)
Tsy fanahy iniako re ny nampisolafaka ahy
Fa ilay kala mihitsy anie no tena mahay
Ka nahafanimpanina ahy Nampikorotana ahy
Nomeny tsikitsiky retsy aho ka niparitaka
Nahita ny lokony iny bfvmxxj aho ka lasa nanaraka
Tamana nanandrantsira aho ka saika sondrovaka
Izany tsy miof midika fa hoe efa nariko ianao
Fa aza akorotana, aza akorotana
RRF - Thiais, Octobre 2003

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Van KoolVisites : 941
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : jajyrandria
Date : 19/08/2019 18:08