Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hatrakao ny loha (Tvbroadcasting)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fiainanao ve,toa sambo tsy ho tafita?
Adin-tsaina foana na ny iray toa tsy ho vita.
Na dia mafy aza izay miseho,
ny fihetsem-ponao toneho aaa…eiieeei
Ref: hatrakao ny loha dia Izy no antsoy.
F’Izy tsy mba handao tsy mba hahafoy.
Raha kivy indraindray ny fo
kduhvft Tsy irery ianao fa mivavaha aloha,
Mivavaha ao am-po(ouou), Hatrakao ny loha.
Ny halahelo rehefa tsy ho zaka,
Dia omeo tononkira.serasera.org namana hangoraka, hampitraka.
dia ny Teniny lavorary
hampionona ny fonao marary
aza kivy eo foana Izy.
Ref: hatrakao ny loha ndaty dia Izy no antsoy.
F’Izy tsy mba handao tsy mba hahafoy.
Raha kivy indraindray ny fo
ubvqo Tsy irery ianao fa mivavaha aloha,
Mivavaha ao am-po(ouou)...
Raha semban-drahona kely anio,
dia tadidio hoe mandalo ihany io.
Hatrakao ny loha dia izy no antsoy.
F’izy tsy mba handao tsy mba hahafoy.
Raha kivy indraindray ny fo,
Tsy irery ianao fa mivavaha aloha.
Mivavaha ao am-po(ouou), hatrakao ny loha.
JWBroadcasting September 2018

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : TvbroadcastingHits : 2076
Likes : 1 Like
Created by : raniNi1
Date : 17/05/2019 08:54