Tromba (Tselatra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonga ny fotoana efa ela no niandrasana
Ireo mpiantsy sy ireo mpisikidy indro fa hanefa ny jtxsqnc adidy
Halefa ny fomba, vonoina ny omby, fkxqwax antsoina ireo razana
Hahodina ny toaka, raikitra ny Rock, tsy misy manaiky isika!
Ref:
Mivoaka ny tromban’izy rthaslc ireo
Ny tromba no kilalaoan’izy ireo
Mihetsika ny tromban’izy ireo e!
Ny tromba no hoaran’izy ireo!!!
Avy ny andro sy ireo fotoana hanokatra ny fasana
Ireo mpiantsy sy ireo mpisikidy indro fa hanefa ny adidy
Halefa ny fomba, vonoina ny omby, antsoina ireo razana
Hahodina ny toaka, raikitra ny Rock, tsy tononkira.serasera.org misy manaiky isika!

--------
Link: