Tromba (Tselatra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonga ny fotoana wmax efa ela no niandrasana
Ireo mpiantsy sy ireo mpisikidy indro fa hanefa ny adidy
Halefa ny fomba, vonoina ny omby, antsoina ireo razana
Hahodina ny toaka, raikitra ny Rock, tsy misy manaiky isika!
Ref:
Mivoaka narlu ny tromban’izy ireo
Ny tromba no kilalaoan’izy ireo
Mihetsika ny tromban’izy tononkira.serasera.org ireo e!
Ny tromba no hoaran’izy ireo!!!
Avy ny andro sy ireo fotoana hanokatra ny fasana

yakvfye

--------
Link: